|
|
|
|

Entrée1  zanatohatra
Mots élémentaires  2  zanaka, tohatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] ny hazo mitsivalana amin' ny renitohatra
Explications en français  5  [1.3.fr#709] les échelons, les marches de l'escalier, les degrés
6  [1.13] échelon
7  [1.66.fr#598] marche
Exemples  8  Fa tsy maintsy nandalo tamin' ireny zanatohatra ireny isika. [2.5]
9  Nitsingintsingina, ny lohatongotra no ampanitsahina, ary andramana isaky ny zanatohatra, izay vao tena manitsaka. [2.4]
Vocabulaire  10  Economie: bâtiments, travaux publics
Analogues  11  renitohatra

Mis à jour le 2024/12/12