Entrée | 1 zanapeo |
Mots élémentaires | 2 zanaka, feo |
Partie du discours | 3 nom |
Vocabulaire |
4 Linguistique |
Explications en malgache |
5 Anarana omena ny zanatsoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany roa ny zanapeo, dia ny zanapeo tsotra ary ny zanapeo sosona (ao, ai, oi...) [1.1] |
Explications en français |
6 voyelle [1.66.fr#972] |
Exemples |
7 Miavaka kosa izy ireo eo amin' ny fampiasana zanapeo. [1.519#] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/08/13 |