|
|
|
|

Entrée1  zanakazo
Mots élémentaires  2  zanaka, hazo
Partie du discours  3  nom
Explications en anglais  4  [1.2] (zana-kazo) young plants; the small pieces of wood used in building the sides of the wooden houses called trano kotona. Any long four-sided piece of timber cut from a young tree
In the provinces it also means small round poles used in house building, or the round posts in the frame-work of a Sakalava house.
Explications en français  5  [1.13] jeune plante, plant
Exemples  6  [2.332#] Nizara zanakazo tamin' ny olona ny lehiben' ny ala ary samy namboly ny azy avokoa.
7  [1.316#] Fa ny mpanao toy ny zanakazo jinjana hariva : raha tsy malazon' ny andro aza, matisasaky ny alina.
Vocabulaire  8  Botanique: (en général)

Mis à jour le 2024/12/07