|
|
|
|

Entrée1  zafikely
Mots élémentaires  2  zafy, kely
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  [1.5] petit-fils, petite-fille, petits-enfants
Exemples  5  Efa tsy ho hitany ihany, hono, izay zafikely avy amin' ny naterany, ka ny zana-badiny efa vonona tahaka ny an-dRasoa izao no hotiaviny. [2.470]
6  Hamantatra izay nanjo anay no anton-diany, dia hijery izay fasana nety nandevenana ny zanaka na ny zafikely. [2.356]
Morphologie 
7  Simple :
8  Préfixée :

Mis à jour le 2023/10/30