Entrée | 1 vovoka |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 Potipoti-tany malemy tsy misy vongany, jofo: Manditsikany maso ny vovoka 9 Zavatra voamontsamontsana ho potiny madinika dia madinika: Vovotsiramamy [1.1] |
Explications en anglais |
10 dust [1.7] |
Explications en français |
11 poussière [1.8] 12 poussière, poudre [1.13] |
Exemples |
13 Ato no irarahany ho vovoka! [2.499] 14 Fa ny aina dia nindramina, ka ho vovoka ny tena! [1.272] 15 Jereo ireto vovoka vonivony amin' ny feko ireto. [2.332] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot vovoka |
Mis à jour le 2023/06/26 |