|
|
|
|

Entrée1  votsorana
Radical  2  votsotra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Vahana, boràhina: Novotsorany ilay tady tao
5  Afahana amin' ny gadra na ny fanandevozana: Mpigadra maro no novotsorana tamin' ny fetin' ny Fahaleovantena [1.1]
Explications en anglais  6  to be released; to be emancipated [1.7]
Explications en français  7  qu'on laisse s'échapper, qu'on libère [1.8]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Anagrammes  12  navosotra, notsarova, voantsora, voasatron, votsorana

Mis à jour le 2023/01/20