|
|
|
|

Entrée1  vorombetsifihinana
Partie du discours  2  nom
Exemples  3  [2.69#] mirebareba toa vorombe tsy fihinana
4  [2.508] Nitondra fanampim-panazavana toy izany koa ny Paléontologie indrindra ireo biby fantatry ny lovantsofina kanefa efa lany tamingana toy ny Lalomena sy ny vorombetsifihinana (Aepyornis) mbamin' ny Palynologie na fandinihana ny pollen avy tamin' ny voninkazo ary hita any anaty fotaka sy fompotra any amin' ny heniheny sasany.
Mots élémentaires  5  Vorombe, tsy, fihinana
Synonymes  6  vorompatrana

Mis à jour le 2024/12/10