Entrée (1/2) | 1 vorina |
Radical | 2 vory |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Antsoina ho tonga miaraka amin' ny toerana iray: Novorina teo an-tokotanibe ny fokonolona taloha hihaino kabary 5 Angonina: Mahatratra telo arivo ny vola novorina [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be gathered, to be collected [1.7] |
Explications en français |
7 qu'on ramasse, qu'on réunit [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Entrée (2/2) | 14 vorina |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 Fangoronana kofehy ho kibory 17 Fionkenana [1.1] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 23 avorin, irovan, naviro, navori, nirova, novari, ravino, rivano, rovany, varôny, varony, vorany, vorina |
Mis à jour le 2023/10/26 |