| Entrée | 1 vonjy taitra |
| Mots élémentaires | 2vonjy, 3taitra |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5famonjena haingana atao amin' izay asian' ny fahavalo na tratran' ny voina tampoka; fitondrana famonjena noho ny zava-niseho: jiolahy, hain-trano....
[1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|