|
|
|
|

Entrée1 vonjivonjena
Radical  2vonjivonjy
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en anglais  4to be rescued in a hurry; to be attended to in a hurry. [1.7]
Explications en français  5qu'on secourt à la hâte; dont on s'occupe d'urgence. [1.8]
Exemples  6 vonjivonjena ny fotoam-piasana, fa ny tokony hatao amin' ny vanin-taona anakiray, na inona na inona miseho, tsy maintsy vitaina [2.472#]
7 Ny fotoana famangiana ny mpitera-bao dia tsy mba vonjivonjena, ary na dia efa niala amin' ny fifanana aza ny mpitera-bao dia mbola misy mpamangy ihany [2.436#]
Morphologie 
8 Présent :
9 Passé :
10 Futur :
11 Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12