Entrée | 1 vonjena |
Radical | 2 vonjy |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Itondrana vonjy, alana amin' ny loza: Vonjeo haingana irỳ zaza irỳ fa nianjera Aleha, hatonina: Vonjeo haingana ny Dokotera raha marary ianao Ampiana: Novonjeny ny mahantra ary nampiantranoiny ny tsy manan-kialofana |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be helped, to be saved ; to be attended (of a meeting, etc.) |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on aide, qu'on secourt, qu'on sauve; (réunion) à laquelle on assiste |
Morphologie |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot vonjena |
Anagrammes | 12 nanjevo, vonjena |
Mis à jour le 2023/01/20 |