|
|
|
|

Entrée1  volamena
Mots élémentaires  2  vola, mena
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] karazana metaly anisan'ireo antsoina hoe "sarobidy": mavomena mamiratra ny volony, mavsan-danja izy, azo hanifisina faran'izay kely ary tsy mety miova fenitra na oviana na oviana: ireo toetrany rehetra ireo no nahatonga azy hanaovana firavaka sarobidy isan-karazany sy ho fototry ny sandam-bola miasa eran-tany; misy karazany roa ny volamena: ny volamena maitso sy mena.
5  [1.13] karazana metaly sarobidy mavo na fotsy na mena
Explications en anglais  6  [1.7] gold
Explications en français  7  [1.6] [Tanala] or. Associé au monde du ciel
8  [1.3, 1.8, 1.13] or
9  [1.5] or (métal)
International  10  [3.1] Au
Exemples  11  Misy toerana ihadiam-bolafotsy, misy toerana fanadiovam-bolamena [2.996]
12  Randra-madinika no nanaovany ny volony ary kavina volamena kely izay no nitevika ny sofiny. [2.470]
13  Raha misy ady mipoaka, hoy aho, mba misondro-bidy koa ny volamena sy ny vatosoa. [2.471]
Vocabulaire  14  Chimie
Morphologie 
15  Simple :
16  Préfixée :
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  27  Proverbes contenant le mot volamena
Tableaux et planches  28  Table périodique
Article  29  Randzavola: volamena ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly)

Anagrammes  30 

Mis à jour le 2025/01/21