Entrée | vola madinika | |
Mots élémentaires | vola ; madinika | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Ireo vola metaly ampahan' ny ariary, izay nantsohra taloha hoe: vakim-bola, dia ny ventisikirobo, ny iraimbilanja, ny lasiroa, ny fitoventisivoamena, ny ilavoamena ary ny varlfitoventy; ankehitriny kosa, antsoina hoe vola me dinika ireo vola metaly: ny roapolo ariary, ny ariary folo, ny ariary efatra, ny ariary roa, ny ariary, ny ventisikirobo, ny iraimbilanja [1.1] | |
Explications en français | Pièce de monnaie [1.13] | |
Synonymes | vola vy | |
Mis à jour le 2023/05/16 |