| Entrée (1/2) | 1 vokovoko |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Anaran-kafa ilazana ny lakroa, fa natokana kosa hilazaha ireo Fikambanana samihafa famonjena sy fanasoavana antokon' olona: Vokovoko mena, Vokovoko manga, Vokovoko maitso, Vokovoko volamena, Vokovoko fotsy..
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 the figure X; a cross.
[1.7] |
| Explications en français |
5 croix, forme de la lettre X.
[1.8] 6 croix. [1.13] |
| Exemples |
7 Manatòna ny vokovoko mena.
[2.117#33]
8 Ary dia izy no nokendren-dRaivato ny vokovoko. [2.69#0] 9 Karandohan' omby tohizin-kazo mitsatoka no eo ankavanan' ny vokovoko. [2.285#109] |
| Analogues | 10 vokovokomisompirana |
| Tous les mots composés | 11 4 combinaisons de ce mot |
| Entrée (2/2) | 12 vokovoko |
| Partie du discours | 13 nom |
| Explications en français |
14 (sens général : en forme de croix). Hibbertia coriacea (Pers.) Baill. (Dilleniaceae). Réf. Service Forestier 14809..
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Vocabulaire | 15 Botanique |
| Nom scientifique |
|
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|