Entrée | 1 vokisana |
Radical | 2 voky |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Omena sakafo betsaka: Efa novokisan' Ikoto tsara ve ny vorona? Taomina, tarihina: Novokison' ny namany izy ka nangalatra Ambosìna, amporisihina, tarihina: Novokisan' ireo mpanao politika fotsiny ny vahoaka |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be satisfied with food to be subverted |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on rassasie qu'on incite à la révolte |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |