|
|
|
|

Entrée1  voatrandraka
Partie du discours  2  participe passé
Explications en malgache  3  [1.1]
Explications en français  4  [1.3#739] pioché, bêché profondément
confondu devant les juges
Exemples  5  [4.27#2008/06/09] ny faharoa momba ny tontolo manodidina ekôlôjika, amin' ny fiarovana ny voahary, izany hoe ny fampandrosoana maharitra… Ny fandrosoana dia tsy refesina amin' ny fitombon' ny harena voatrandraka sy voaondrana, fa ny fihatsaran' ny fomba fiainan' ny mponina voakasika.
Radical  6  trandraka
Synonymes  7  trinandraka

Mis à jour le 2024/12/11