|
|
|
|

Entrée1  voatokana (tokana)
Partie du discours  2  participe passé
Explications en français  3  qu'on a isolé, mis à part, consacré, dédié, dont on a pris possession [1.3]
4  spécialisé, réservé [1.13]
Exemples  5  Inona no diplaoma voatokana ho an' ny Malagasy? [2.113]
6  fotoana voatokana hivorian'ny mpianakavy rehetra. [2.606]
7  Mety aloha ny manadihady momba ny fepetra ampiasaina amin’ny famindrana toerana ny mpikambana amin’ny Foloalindahy hisahana asa voatokana ho an’ny olon-tsotra. [4.27]
Mots composés 

Anagrammes  9  tokoavana, voaantoka, voakatona, voakotana, voatakona, voatokana, voatonaka

Mis à jour le 2023/01/20