|
|
|
|

Entrée1  voatavoarivolahy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazam-boatavo kelikely, teritery ny afovoany ary fanao fitoerandrano rehefa nalana ny atiny ka nomainina
Explications en français  4  [1.196] (de voatavo et arivolahy : un millier d'homme ; nom faisant encore allusion à l'origine de l'humanité). Variété de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae), à fruits de grande capacité avec un net rétrécissement vers le milieu (on y voit une ressemblance avec le foetus dans l'utérus de sa mère). [Merina]
Exemples  5  [2.436#] Ny anarana iantsoana ireo zavatra ireo dia hoe "tandindona" : fary lava be miaraka amin' ny raviny, akondro vao voatombo-tany miaraka amin' ny fakany, lefona ihantonan' ny voatavoarivolahy voaravaka vakana sy volafotsy ary ampinga.
Vocabulaire  6  Botanique: légume
Mots élémentaires  7  voatavo, arivolahy, lahy
Nom scientifique 

Mis à jour le 2025/02/02