|
|
|
|

Entrée1  voarohirohy
Partie du discours  2  participe passé
Exemples  3  [4.27#2012/05/24] Taorian' izay dia noafahana noho ny fisalasalana avokoa ny ankamaroan' izay voarohirohy ho nanao trafika.
4  [1.320#] Heverina ho tsy manan-tsiny ny voampanga sy voarohirohy rehetra mandra-pisian' ny didim- pitsarana raikitra manameloka azy.
5  [4.11] Nahoraka omaly tontolo ary tena naresaka ny akom-baovao momba ireo minisitra telo voalazana fa voarohirohy amin’ny fanodinkodinam-bolam-panjakana tamin’ny fotoana nisahanan’izy ireny ny fahefam-panjakana.
Radical  6  rohirohy
Morphologie 
7  Passé :

Mis à jour le 2024/12/11