Entrée | 1 voarohirohy |
Radical | 2 rohirohy |
Partie du discours | 3 participe passé |
Exemples |
4 Taorian' izay dia noafahana noho ny fisalasalana avokoa ny ankamaroan' izay voarohirohy ho nanao trafika. [4.27#2012/05/24] 5 Heverina ho tsy manan-tsiny ny voampanga sy voarohirohy rehetra mandra-pisian' ny didim- pitsarana raikitra manameloka azy. [1.320#] 6 Nahoraka omaly tontolo ary tena naresaka ny akom-baovao momba ireo minisitra telo voalazana fa voarohirohy amin’ny fanodinkodinam-bolam-panjakana tamin’ny fotoana nisahanan’izy ireny ny fahefam-panjakana. [4.11] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |