|
|
|
|

Entrée1  voarindra
Radical  2  rindra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en français  4  [1.3#534] Qu’on a bien arrangé, mis d’accord, arrangé en forme de vis ou d’écrou
5  [1.13] harmonisé, organisé
Exemples  6  aloha fa ny harivolana dia teny voalahatra sy voarindra eo amin'ny fiainam-piarahamonina. [2.606#]
7  Rehefa voarindra, ka hita izay andro hahatsara zavatra, dia natomboka amin' ny Tsara ny avy e. [2.245#]
Synonymes  8  rinindra

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21