Entrée voana
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana biby tsy manana hazon-damosina [1.13]
  [Bezanozano, Tanala] [ voaña ] Renitantely: Ladijin'ny voaña ñy lakam-bohonao (andadizan'ny renitantely ny lamosinao) [1.78]
  [Sihanaka] [ voaña ] Bibikely manimba hazon-trano, fanaka, ets. [1.78]
Explications en français Insecte [1.13]
Vocabulaire 
Mots composés 
Analogues  voana fandrava ~ voana mahasoa

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31