|
|
|
|

Entrée (1/2)1  voamaso
Mots élémentaires  2  voa, maso
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Ilay faritra boribory mainty ao anatin' ny tapotsi-maso: Ilay teboka ao anatin' ny voamaso no atao hoe: anakandriamaso [1.1]
Explications en anglais  5  the eyeball [1.7]
Explications en français  6  l'oeil même [1.8]
Exemples  7  Tamin' ireny fotoana ireny, dia nisy voamaso anankiroa nitazana sy nanara-maso an-dRasoa. [2.470]
Vocabulaire  8  Biologie
Mots composés 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot voamaso

Entrée (2/2)12  voamaso
Mots élémentaires  13  voa, maso
Partie du discours  14  nom
Explications en français  15  (« fruit de l'oeil » ; prunelle). Salacia dentata Baker (Celastraceae). Arbuste lianoïde à fruits comestibles. [Betsileo] [1.196]
Vocabulaire  16  Botanique
Phytonymes 
Nom scientifique 

Mis à jour le 2023/10/01