|
|
|
|

Entrée1  voamaina
Mots élémentaires  2  voa, maina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.13] toy ny tsaramaso
Explications en français  5  [1.13] graines sèches
Exemples  6  Momba ny sakafo dia ny tsako na katsaka no voamaina foto-tsakafon'ny olona ankehitriny. [2.606#]
7  Mampamokatra ny tany azo volena, midika aloha izany hoe mamokatra ary avy eo manova na mikarakara ny voamaina, ny siramamy, ny voankazo, ny hena, etsetra; [4.27#]
Vocabulaire  8  Botanique: (en général)

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21