|
|
|
|

Entrée1  voakarakara
Radical  2  karakara
Partie du discours  3  participe passé
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  [1.3#312] qu’on a mis en treillis, dont on a eu soin, préparé, surveillé, administré
Exemples  6  [2.588#] nisy tsy voakarakara ny zavatra rehetra, ary ny halatra dia foana mihitsy.
7  [2.270#71] ary, rahefa voakarakara izany rehetra izany, tongava, Ranary, hilaza ny zava-bita.
8  [2.470#36] Toy ny sampy kely mihitsy izy roalahy ireo fa raha tsy izany tsy voalanja sy tsy voakarakara tsara ny entana.
Synonymes  9  kinarakara

Anagrammes  10  voakarakara, voarakaraka

Mis à jour le 2025/01/21