Entrée | 1 voakarakara (karakara) |
Partie du discours | 2 participe passé |
Explications en malgache | 3 [1.1] |
Explications en français | 4 qu’on a mis en treillis, dont on a eu soin, préparé, surveillé, administré [1.3#312] |
Exemples |
5 nisy tsy voakarakara ny zavatra rehetra, ary ny halatra dia foana mihitsy. [2.588#] 6 ary, rahefa voakarakara izany rehetra izany, tongava, Ranary, hilaza ny zava-bita. [2.270#71] 7 Toy ny sampy kely mihitsy izy roalahy ireo fa raha tsy izany tsy voalanja sy tsy voakarakara tsara ny entana. [2.470#36] |
Synonymes | 8 kinarakara |
Anagrammes | 9 voakarakara, voarakaraka |
Mis à jour le 2023/01/20 |