|
|
|
|

Entrée1  voafetra
Radical  2  fetra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en anglais  4  [1.2] fixed, limited.
Explications en français  5  [1.13] limité, borné; taré
6  [4.12:1173451160] ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite)
Exemples  7  [2.5] voafetra koa anefa, hoy indray izy, ny vindin-javatra iray ka rahefa mitohoka amin' ny valin-drihina izy, dia voatery tsy maintsy mianjera.
8  [2.470] Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra.
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11