Entrée | 1 voafandraka |
Radical | 2 fandraka |
Partie du discours | 3 participe passé |
Explications en anglais |
4 [1.2] cut by a chisel, morticed |
Explications en français |
5 [1.3#145] Où l'on a fait des mortaises, entaillé, taillé, ciselé réduit au silence: Voafandraka ilay nanohitra azy (Celui qui le contredisait a été réduit au silence) mené à bonne fin: Voafandraka ny raharahako (Mon affaire a été menée à bonne fin) |
Exemples |
6 ary rehefa voafandraka nasian-tsary ny vato fisaka, dia nataony teo amin' ny rindrin-trano ambany [1.38] 7 Efa nahazo fandraka tamin' ny mpivarotra izy, ka nahavita trano voafandraka an-taolan-kazo sy ana-pify voalohany. [1.436#] |
Synonymes | 8 finandraka |
Mis à jour le 2024/12/11 |