|
|
|
|

Entrée1  vivery
Mots élémentaires  2  vy, very
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Fahasahiana mihoapampana tsy manahy izay ho vokatry ny hatao fa izay halehany tsy maninona, ary izay tonga zakaina: Manao vivery mihitsy Rangahy io [1.1]
Exemples  5  Tena tovolahy tokoa, ary sahy manao vivery. [2.928#]
6  Ary na nandresy aza ny hery manampy anay, nisy vivery nataony tao sy nisy fandonana nihatra taminy tamin' izany. [2.472#]
Autres orthographes  7  vyvery

Anagrammes  8  vivery, vy very

Mis à jour le 2023/12/18