| Entrée | 1 visavisaina |
| Radical | 2 visavisa |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Tanisaina, lazaina tsirairay: Tsy hay hovisavisaina ny zavatra rehetra nataony
9 Lazaina hatramin' izay antsipiriany madinika indrindra: Visavisao ary ny dia nataonao tany an-drenivohitra [1.1] |
| Explications en anglais |
10 to be described minutely, to be enumerated
[1.7] |
| Explications en français |
11 qu'on décrit ou énumère minutieusement
[1.8] |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|