Entrée | 1 vinanina |
Radical | 2 vinany |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Lazaina na ambara mialoha: Novinaniny ny hahazo ny olombelona any amin' ny taonjato faha-XXV Fantarina na dia tsy hita aza: Vinanio iza no namely anao Fantarina kitoatoa: Vinanio iza no nahazo ny loka lehibe indrindra tamin' ny antsapaka Alain antsaina, an' eritreritra: Tsy azonao vinanina ny fahoriana nahazo ahy |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be guessed at; to be conjectured; to be predicted |
Explications en français |
6 [1.3] qu'on conjecture, qu'on devine, qu'on prophétise: Tsy azon' ny olombelona vinanina ny ho avy, raha tsy ambaran' Andriamanitra (Les hommes ne peuvent pas prophétiser l'avenir, si Dieu ne le leur révèle) 7 [1.8] qu'on devine; qu'on prédit; qu'on estime à peu près |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |