Entrée | very rerika | |
Mots élémentaires | very ; rerika | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Revo, sondriana amin' ny zavatra iray ka tsy mahatsiaro ny manodidina azy intsony, varivariana, latsaka lalina ao anatin'ny fandinihana ka tsy mahare izay ambonin' ny tany intsony [1.1] | |
Explications en français | Absorbé par quelque chose, et ne faisant nulle attention à ce qui l’entoure, rêveur, distrait, qui reste immobile comme dans une profonde méditation [1.3] | |
Mis à jour le 2023/01/01 |