Entrée | 1 vero may |
Mots élémentaires | 2 vero, may |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en français |
4 [1.3#829, 1.196] le pétillement du vero en feu Figuré: fusillade, feu roulant 5 [2.415#466] 6 [La fusillade est un feu roulant qui ressemble au pétillement de l' herbe vero en feu] Sens général : agir sans relâche |
Exemples |
7 Avy hatrany ireto dia nandroso nankao Ankodahoto tanàna sady nitifitra nanao vero may. [2.472#214] 8 Mbola narahin'izy mianaka tany ihany nanaovany vero may avy eto aoriana ireo, ka tsy navelany raha tsy efa lasan-davitra mihitsy. [2.324] |
Mis à jour le 2024/12/07 |