Entrée | 1 verimaso |
Mots élémentaires | 2 very, maso |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 fomba fitafy lamba izay anaronana ny loha ka ny maso ihany no tsy takona [2.314] 5 Fijerena amin' ny hirika kely amin' ny lamba anaronana ny loha ka ny maso ihany no tsy takonana: Manao verimaso [1.1] |
Explications en français |
6 action de se voiler la figure de manière à ne montrer que les yeux, se dit des femmes de mauvaise vie [1.3] |
Exemples |
7 Kao-drazana tsy azo avela ny anay, ka raha maso mataho-ditsoka, dia ny verimaso no ataovy marevaka, fa raha sima no mianala: miantsinanana voky rivotra, miankandrefana manahy lela. [1.298] |
Mis à jour le 2023/10/30 |