|
|
|
|

Entrée1  verimaso
Mots élémentaires  2  very, maso
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [2.314] fomba fitafy lamba izay anaronana ny loha ka ny maso ihany no tsy takona
5  [1.1] Fijerena amin' ny hirika kely amin' ny lamba anaronana ny loha ka ny maso ihany no tsy takonana: Manao verimaso
Explications en français  6  [1.3][very maso] action de se voiler la figure de manière à ne montrer que les yeux, se dit des femmes de mauvaise vie
Exemples  7  Kao-drazana tsy azo avela ny anay, ka raha maso mataho-ditsoka, dia ny verimaso no ataovy marevaka, fa raha sima no mianala: miantsinanana voky rivotra, miankandrefana manahy lela. [1.298]

Mis à jour le 2024/12/07