Entrée veloma (velona)
Partie du discours impératif de l'adjectif velona [liste complète]
Explications en malgache (velona amin' ny fomba mandidy) Teny ifanaovana raha mifandao ka firariana mba samy mbola ho velona soa aman-tsara. [1.1]
Explications en anglais May you live! Farewell! Adieu! Thank you [1.2]
Explications en français Adieu! Vive! Merci! [1.3]
 Adieu, vivez [1.5]
Exemples 
1Veloma Razay, veloma e! [2.324]
2Nifanao veloma araka ny fomba mahazatra azy izy ireo nony tafiditra ny vavahady. [2.470]
3Dia lasa izy nanao veloma anay efa-mianaka. [2.472]
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/28