|
|
|
|

Entrée1  velirano
Mots élémentaires  2  vely, rano
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] fianianana
Explications en français  5  [1.3#824] serment légal consistant à prononcer des imprécations contre soi-même, en frappant, avec une verge, une lance plantée dans une fontaine sacrée presque desséchée ; promesse, simple serment
Exemples  6  Nanao velirano sy nifanaiky tamin-dRanavalona I izy. [2.508#]
7  Manaraka izany dia natao ny lokan'ady sy ny velirano; [2.588#]
8  Loza izany velirano ataon' izy roa lahy izany, fa efa mianiana mafy amin' ny lanitra sy ny tany! [2.69#]
Autres orthographes  9  velyrano
Mots composés 

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21