|
|
|
|

Entrée1  fianianana
Radical  2  aniana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Filazana am-pahibemaso fa hilaza ny marina, hanao izao na tsy hanao izao [1.1]
Explications en anglais  5  an oath of affirmation (not a curse) [1.7]
Explications en français  6  serment [1.8]
Exemples  7  Manam-pikasana ny hitana ireny fianianana ireny ve ianao, Rivo? [2.529#]
8  Nahoana no am-bava fotsiny dia ampy ny fltsipika sy ny fianianana? [2.285#]
Article  9  Randzavola: fianianana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  10  fianianana, ifanananay, nafanainay, nanafianay, niafananay

Mis à jour le 2023/01/20