|
|
|
|

Entrée 1  velezina
Radical  2 vely
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Kapohina mafy: Noveleziny tamin' ny kibay ilay kely ka saika torana
9 Kapohina mba hihintsanan' ny voambary: Eo amin' ny famoloana no velezina ny vary
10 Ampanenoina: Velezo amin' izay àry ny lakolosy ~ Any ambanivohitra dia ny amponga no velezina raha hamory ny fokonolona [1.1]
Explications en anglais  11 to be struck; to be beaten; to be threshed [1.7]
Explications en français  12 qu'on bat, qu'on sonne, qu'on dépique: Noveleziny mafy loatra ny zanany (Il a battu, réprimandé trop fortement son enfant) [1.3]
13 qu'on bat, qu'on frappe [1.8]
Exemples  14  Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa. [2.472#21]
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21