|
|
|
|

Entrée1  velarina
Radical  2  velatra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Atsotra mivalampatra tsara: Velaro, retsy, ny tsihy hipetrahan' ny olona
Sokafana: Velaro tsara ny boky ao amin' ny takila fahatelo amby roapolo
Aseho hatao milamina sy milahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Novelariny teo amoron-dalana ny entam-barony, izay nentiny avy any an-drenivohitra
Hazavaina: Novelariny teo ny heviny ka niaiky daholo ny olona fa marina ny nolazainy
Borahina, aseho tsy misy afenina: Velaro izay ao am-ponao fa aza misalasala
Explications en anglais  5  [1.7] to be spread out, to be unrolled
Explications en français  6  [1.3] qu'on déploie, qu'on étend, qu'on ouvre; qu'on découvre, qu'on manifeste, qu'on montre, qu'on explique, qu'on publie: Novelariny tsara ny hevitr' izany teny izany (Il a bien expliqué le sens de ce mot)
7  [1.8] qu'on déplie, déroule, étend
Exemples  8  Dia novelariny ny tsihy, dia hoy Rangahy: [2.293]
9  velariny mitsilany ny tanany havanana amin' izay, dia mitehaka ilay itenenany. [2.472]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Synonymes  14  avelatra
Mots composés 

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21