Entrée (1/3) | 1 vela |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanalanonana; fainetrahana, famoizana; fanomezan-dalana, famindram-po amin' ny hadisoana vita |
Dérivés |
|
Entrée (2/3) | 9 vela |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 [1.1] Trosa alan' izay resy amin' ny lalao fanorona Ilazana koa ny vato telo sisa amin' ny fanoron-dimy, na ny vato dimy amin' ny fanoron-tsivy |
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 18 vela |
Partie du discours | 19 nom |
Explications en malgache |
20 [1.13] sisa tavela tamin'ny zavatra nohanina na nampiasaina |
Explications en français |
21 [1.13] déchet, résidu |
Dérivés |
|
Analogues | 23 faika |
Anagrammes | 24 |
Mis à jour le 2025/01/21 |