Entrée | 1 ambela |
Radical | 2 vela |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Ajanona: Navelanareo aiza ny zanakareo mivady? 5 Apetraka: Avelao ao amin' ny mpiandry trano ny taratasy raha misy 6 Hadinoina: Navelany ny satrony ka mandehàna vonjeo haingana izy 7 Atsahatra: Avelao amin' izay ny ady hevitra tsy mitera-boka-tsoa 8 Afoy: Avelako ho anao itỳ boky sarobidy itỳ 9 Omena lalana: Avelao kely aho handeha 10 Amindràna fo: Avelako ny hadisoanao amin' ity indray mandeha itỳ ka mitandrema tsara amin' ny sisa [1.1] |
Morphologie |
|
Synonymes | 15 avela |
Mis à jour le 2023/01/20 |