|
|
|
|

Entrée1  vazan-tany
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] Lafiny efatra amin' ny tany: Eran' ny vazan-tany
Exemples  4  [1.369#] Mandrosoa any amin' ny lalina », noho izany sahano daholo ny vazantany rehetra, « ary arotsahy ny haratonao.
Mots élémentaires  5  vazana, tany
Synonymes  6  vazan-tany efatra
Mots composés 
Méronymes 

Mis à jour le 2024/12/10