|
|
|
|

Entrée1  vavan' ny maty an-drano
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] teny mamy na be fampanantenàna noho ny hamaizana, nefa tsy tanana akory rehefa lasa ny loza
Mots élémentaires  4  vava, maty, rano

Mis à jour le 2024/12/07