|
|
|
|

Entrée1  vavaka aorian' ny sakafo
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  vavaka, aoriana, sakafo
Analogues  4  vavaka alohan' ny sakafo
Texte complet 
5  Andriamanitra ô,
6  misaotra Anao izahay noho ny sakafo sy ny zava-tsoa be nomenao anay.
7  Enga anie izany hampiasainay ho voninahitrao sy hanasoavanay ny hafa.

Mis à jour le 2024/12/18