Entrée | 1 vatodidy |
Mots élémentaires | 2 vato, didy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Karazam-bato menamena madini-bolo sady malemilemy no tsy dia malama, ka atao fandranitana antsy tsara na fiasana (rehefa voavoatra toy izany ny vatodidy dia atao hoe vatoasana) mora pehina koa ny vatodidy ka ampiasaina hanaovana sary na haingontrano [1.1] |
Explications en anglais |
5 a soft kind of stone, used in ornamental stonework, and making lamp-stands and hearths. It is probably a kind of actinolite schist. [1.2] |
Explications en français |
6 grès [1.13] |
Exemples |
7 Nisy fanaovan-jiro vatodidy lava tongotra teo afovoan' ilay efitra. [2.643#] 8 misy fanaka maro vita tamin'ny vatodidy, toy ny vilany, vilia kely fandoroana emboka, vilia tsangambava, sns. [2.508#] |
Vocabulaire |
9 Géologie |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/04/20 |