|
|
|
|

Entrée1  vatoasana
Mots élémentaires  2  vato, asa
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.78] [Sihanaka] vato fanasana harena na fanakosehana ody
5  [1.78] [Tanala] fandranitana antsy na fiasana, vato fandrangitana antsy na fiasana
6  [1.1] Karazam-batovary malemy volo atao fandranitana fiasana, toy ny antsy, hety
Karazam-bato mandray roa fa sady misy ny fotopototry ny vatofalia na vatoafo no misy sokay koa, ampiasaina indrindra hatao fanasana antsy
7  [1.13] vato fanasana fitaovam-piasana
Explications en anglais  8  [1.2] a stone used for grinding knives, etc., a grindstone.
Explications en français  9  [1.13] meule
Exemples  10  ny feny an-ila vatoasana. [2.69#]
Synonymes  11  vatovary

Mis à jour le 2024/12/26