|
|
|
|

Entrée1  vatoafo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazam-bato mainty mafy, fakana afo fa mora miteraka afo rehefa ampifampikasohina; fanaovana kapaika
Explications en français  4  [1.3, 1.13] silex
5  [1.3] pierre à feu
Exemples  6  [2.508#] Ny entana namidy dia lamba, vilia aman-tsotro, vilany, basy, vanja, vatoafo, firavaka, toaka.
Vocabulaire  7  Géologie
Mots élémentaires  8  vato, afo
Synonymes  9  vatofalia

Anagrammes  10  afovato, vatoafo, voatafo

Mis à jour le 2025/01/21