Entrée vata-
Partie du discours forme morphologique de vatana
Exemples 
1Momba ny vata-miaramila gasy indray, adim-bazaha tsy azy iny ady iny [2.472]
2Nohidiny ny vata-vy, dia norovitiny ireo taratasy, vao nodorany teo ambony bakoly [2.529]

Entrée vata
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanaka vita amin' ny hazo na vy, atao fainetrahana fitafiana na zavatra hafa ao anatiny: Avalona ao anaty vata ny lamba madio
Fotoben' ny famarana taloha izay natao koa hoe fahenim-bary, mitovy amin' ny 20 litatra na 2 dekalitatra ankehitriny; ny tapa-bata izany dia 10 litatra no fatrany [1.1]
Explications en anglais A box; a trunk or suitcase; a rice-measure [1.7]
Explications en français Caisse; malle, mallette; mesure de capacité [1.8]
Exemples 
1Vata roa mitsontsorika ny orony; [2.69]
2Ataingina eo ambony talantalana io vata io. [2.117]
3Alaivo ao anaty vata ao raha hijery ianareo. [2.442]
4Sao dia amin' iroa vata anankiroa roa angaha. [2.895]
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/24