|
|
|
|

Entrée1  variaminanana
Radical  2  vary, amy, anana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Vary misy teti-kena sy karazan' anana samihafa (anatsonga, anamamy, voatabiha, tongolo...) handroina miaraka. Intelo miantoana no fahandro ny variaminanana: ny teti-kena aloha, dia ny anana, ary izay vao ny fotsimbary rehefa mangotraka ireo

Anagrammes  5  variaminanana, vary amin' anana

Mis à jour le 2025/01/21